Entry | 1 miala vonkina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1] |
Explanations in French | 4 se donner du mouvement, détendre les nerfs 5 agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3#857] |
Examples |
6 Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90] |
Elementary words | 7 miala, vonkina |
Updated on 2023/10/17 |